|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mambata
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitondra: Olona telo lahy no nambata ilay gony nisy fonjam-by
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] to lift
5  [1.2] to raise, to carry
6  [1.7] to carry in the hands
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] soulever ou porter avec les mains
Fototeny  8  bata
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mambeta, mibata

Teny iditra (2/2)14  mambatà
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambata [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Fototeny  18  bata

Fivaditsoratra  19  ambatam, mambatà, mambata, tamamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06