Teny iditra (1/2) | 1 mibata |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manainga zavatra amin' ny tanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to lift, to raise, to carry. |
Ohatra |
5 [2.472] Nony nampidinina ny vata, i Donga, i Tondra, i Voavy, no nanampy ahy nibata azy. |
Fototeny | 6 bata |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mambata |
Teny iditra (2/2) | 12 mibatà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibata [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 bata |
Fivaditsoratra | 17 atambi, atamby, bataim, ibatam, itabam, mibata, mibatà, mitaba, mitabà, tabaim, taimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |