Teny iditra mamihina (fihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba
Mitovy hevitra: mambeda ~ mambomba ~ mamia ~ mangaika ~ mangehy ~ mangeja ~ mangia ~ manohona ~ manomba ~ manotrona ~ mibeda [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
 To press, to clasp, to clutch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Serrer, embrasser [1.8]
Ohatra 
1ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314]
2Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamihina
Ny lasa : namihina
Ny hoavy : hamihina
Filaza mandidy : mamihìna
Kamban-teny 

Teny iditra mamihìna (fihina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamihina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13