|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manakara
Fototeny  2  akatra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakatra [Fitanisana]

Teny iditra (2/3)4  Manakara
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.11] chef-lieu de sous-préfecture à 163 km par chemin de fer au sud-est du chef-lieu de province (Fianarantsoa), et à 108 km au nord du chef-lieu de préfecture (Farafangana)
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)8  Manakara
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.11] petite rivière de la sous-préfecture de Manakara. Elle prend ses sources dans l'est de Bekatra ... et se jette dans le canal des Pangalana au sud de la ville de Manakara.
Voambolana  11  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  12  akaraman, anakaram, makarana, Manakara, manakara, manaraka, nakarama

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31