Teny iditra | 1 manalehibe |
Fototeny | 2 lehibe |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany 5 Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ 6 Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to make bigger or greater [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 rendre grand; agrandir [1.8] |
Ohatra |
9 Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy. [2.996#] |
Haiendriteny |
|
Tohi-kevitra | 14 manaKEly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |