|
|
|
|

Teny iditra1  manamonaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.54] avoir des nausées
Voambolana  4  Fahasalamana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  maivivy, maloiloy, milebolebo, misalebolebo, misalembona, misalebona, misolebileby
Mpanahaka  9  dimpoana, fenofeno, masinaty, mihoaka, salontsolonina, salosonina, tahandoa

Fivaditsoratra  10  manamonaina, nanamamoany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31