Teny iditra manampina (tampina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita
¶ Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa
¶ Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina
¶ Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to plug, to cork [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay boucher [Hallanger 1974]
Endriteny 
manampina
nanampina
hanampina
manampena
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; [Baiboly: 22:012:015/Joba 12:15..]
Teny nalaina 

2013/04/16