|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : manampina

Ohabolana 1Andevolahy mielo, ka manampina ny anjara-masoandrony. [2.165]
Andevolahy mielo: manakona ny anjara-masoandrony. [2.653 #188]
Andevolahy mielo mena, ka manakona ny anjara masoandrony. [2.415 #521]
Ankizilahy mielo ka manakona ny anjara-masoandrony. [2.558 #278]
Dikanteny frantsayEsclave qui s' abrite sous un parasol rouge : il se prive de sa part de soleil, seule chose qui lui appartienne. [2.415 #521]
Une esclave avec un parasol, elle cache sa part de soleil. [2.165]
Fanazavana frantsayEn cherchant à s' élever on trouve des inconvénients. [2.415 #521]

Ohabolana 2Boka namahan-jaza : natao hamelona kanjo nanampina ny aina. [2.558 #931]
Boka namahan-jaza : natao hamelona, kanjo nanampina ny ainy. [2.415 #1979, 2.653 #802]
Dikanteny frantsayLépreuse qui nourrit un enfant : on croyait qu'elle lui donnerait la vie et elle la lui ôte. [2.415 #1979]
Fanazavana frantsayPlaintes sur les lépreux ; sens général : faire du mal en croyant soulager. [2.415 #1979]

Fizahan-teny