Teny iditra (1/7) | 1 manana |
Fototeny | 2 anana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza fa tompon' ny zavatra iray: Manana satrobory Isambilo ~ Manam-panahy Rasoa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to have, to possess [1.2, 1.7] 6 to own [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 avoir, posséder [1.3, 1.8] 8 posséder un capital [1.196] |
Ohatra |
9 manana vola be izy (Il possède beaucoup d'argent) [1.3] 10 manan-tsaina (Il a de l'intelligence) [1.3] 11 fa manana|mana tapaka tokoa aho ary manana|mana-namanana|mana, fa manome toky ahy hampanjaka ahy hianareo. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 44 Ohabolana misy io teny manana io |
Teny iditra (2/7) | 45 manàna |
Fototeny | 46 anana |
Sokajin-teny | 47 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manana |
Tsanganana sy sary iray takila |
48 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/7) | 49 manana |
Fototeny | 50 hana |
Sokajin-teny | 51 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
52 Maka na misambo-bola misy zanany [1.1] |
Teny iditra (4/7) | 53 manana |
Fototeny | 54 nana |
Sokajin-teny | 55 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
56 jaillir, s'épencher, se répandre [Betsileo]
[1.196] |
Teny iditra (5/7) | 57 mañaña |
Sokajin-teny | 58 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
59 diso fanantenana [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (6/7) | 60 mañana |
Sokajin-teny | 61 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
62 gaga [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka]
[1.78] 63 hagagana [Bezanozano] [1.78] |
Teny iditra (7/7) | 64 Manana |
Sokajin-teny | 65 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny frantsay |
66 petit fleuve de la sous-préfecture de Manakara [1.11] |
Voambolana |
67 Haitoetany: renirano, farihy |
Tsanganana sy sary iray takila |
68 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 69 Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana, Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana, Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana, Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana, Manana, manana, manàna, mañana, mañaña, namana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/25 |