Teny iditra (1/6) | 1 manan-jara |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manana tombon-tsoa manokana tsy ananan' ny hafa, mahazo soa, sambatra, ambinina, tsara vintana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] happy, lucky, fortunate 5 [1.7] fortunate |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#868] qui a du bonheur 7 [1.3#868, 1.8] qui a de la chance |
Ohatra |
8 [2.356#] mananjara izay nahazo fitaizana toy izany. 9 [2.285#] amin' ny mahery dia mananjara ratsy ho safotra, ho tototra. |
Singan-teny | 10 manana, zara |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/6) | 12 mananjara |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [3.1] karazam-bakana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [2.570#77] Mananjara, « qui porte chance », est une très jolie perle ronde régulière à émail brillant. L'une, à fond noir, est décorée d'une bande en spirale enroulée tout autour, blanche et bleue ; l'autre, à fond bleu pâle, est décorée d'une spirale bleu outremer. La couleur bleue et le décor à spirale désignent la mananjara qui, d'après la croyance actuelle, fait réussir dans les entreprises et ramène la chance perdue. Ni Renel ni Pagès ne l'ont citée. Mais au mot mananjara, le dictionnaire donne « plante médicinale ». Une fois de plus, la perle et le végétal sont confondus sous une même appellation. |
Voambolana |
16 Zavakanto |
Teny nalaina | 17 Soratra misy io teny mananjara io |
Teny iditra (3/6) | 18 mananjara |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] la pièce double qui se trouve aux épaules des habits coupés en forme de blouse ou de chemise |
Voambolana |
21 Toe-karena: zaitra |
Teny iditra (4/6) | 22 mananjara |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [1.196] [Sakalava]
(de manana : avoir, posséder, et zara : le sort imparti à quelqu'un, le destin). Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae) réf. Réserves Naturelles 5408. Arbre employé par le mpisikidy, spécialiste de la divination par les graines. Sur cette pratique du Sikidy voir la nouvelle traduction française des Tantara, 1974, Tome 1er, p. 165-170. |
Voambolana |
25 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/6) | 27 mananjara |
Sokajin-teny | 28 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 [1.1] Karazan-javamaniry fanao fanafody |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.3] plante médicinale 31 [1.196] [Merina] Arbre indéterminé. On tirait de ses graines une huile réputée sacrée. C'était avec cette huile, consacrée au cours d'une cérémonie spéciale que chaque mpitahiry, gardien d'une idole royale ou sampy, oignait celle-ci au moment où l'armée allait partir pour la guerre. Les sampy marchaient toujours en tête de l'armée. C'étaient les symboles de la puissance du royaume. Sur les sampy, consulter le Tantaran'ny Andriana, traduction française (1974), Tome 1er, p. 330-422. Le bois dur de cet arbre servait à faire des cannes. Les feuilles étaient réputées vulnéraires (Grandidier). On en faisait aussi une infusion censée guérir les points de côté. Malzac signale sous le même nom une « plante médicinale ». |
Voambolana |
32 Haizavamaniry 33 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Teny iditra (6/6) | 34 Mananjara |
Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
36 [1.437#] Tamin' ny 1823, nanafika an' i mananjara Radama; 37 [1.436#] Ary ny Vorimo dia hatreo Mangoro ka hatrany mananjara. |
Voambolana |
38 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 39 manana, zara |
Fivaditsoratra | 40 mananjara, manan-jara, Mananjara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |