Teny iditra manan-kasina (anana, hasina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra Manankasina (anana, hasina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany anana, hasina

2014/01/11