|
|
|
|

Teny iditra1  manano sarotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  manano, sarotra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] maka sarotra, misahirana; sahirana erý
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be in a difficult position; to be difficult to do
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] être dans une position difficile; être difficile à accomplir
Ohatra  7  [2.4] Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany
8  [2.470] Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy.
Tsipelina hafa  9  mananosarotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29