Teny iditra | 1 manano sarotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] maka sarotra, misahirana; sahirana erý |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be in a difficult position; to be difficult to do |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être dans une position difficile; être difficile à accomplir |
Ohatra |
6 [2.4] Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany 7 [2.470] Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. |
Singan-teny | 8 manano, sarotra |
Tsipelina hafa | 9 mananosarotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |