Teny iditra | 1 manao sakafo ambany foitra |
Singan-teny | 2 manao, sakafo, ambany, foitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fitokoavana |
4 mikezaka [1.1] 5 milofo [1.1] |
Ohatra |
6 Ary efa nanao sakafo ambany foitra sy efa nitondra tapany tahaka ny kibon'ny omby ririnina, ka hiasa andro aman'alina; [2.588] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |