Teny iditra | 1 manao saonjo mihoatra akondro |
Singan-teny | 2 manao, saonjo, mihoatra, akondro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ireo ambany na zandry mitady hihoatra ny ambony na zokiny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |