|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manavaka
Fototeny  2  avaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
5  Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to separate, to sever, to put asunder; to segregate. [1.2]
7  to separate, to segregate, to make distinctions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [1.8]
Ohatra  9  manavaka ny ondralahy sy ny osilahy. [2.996#]
10  Ny tikilambony koa no tena manavaka azy. [2.445#]
11  Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [2.470]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)17  manavaka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  (plutôt prononcé magnavaka) (de vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina : manakofa). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20