|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
4 Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1#604]
Fanazavàna teny frantsay  5 lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3#430]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  21 mandimandina
Mpanahaka  22  malaholaho, 23  malamalama, 24  malambolambo, 25  malandilandy, 26  mamirapiratra, 27  mangilatra, 28  mangilohilo, 29  mihilontrilona, 30  mihilotrilotra, 31  mililotra, 32  minendonendo
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 35  mandina
Fototeny  36 dina
Sokajin-teny  37  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  38 [Provincial] to cut a piece off [1.2]
Haiendriteny 
39  Ny ankehitriny :
40  Ny lasa :
41  Ny hoavy :
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 mandany, mandina, 44 maninda, manindà

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07