Teny iditra (1/2) | 1 manditra |
Fototeny | 2 handitra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#212] farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau |
Mpanahaka | 6 mafotra, maisatra, mavoana |
Teny iditra (2/2) | 7 manditra |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#431, 1.54] gros serpent |
Ohatra |
11 Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195] |
Voambolana |
12 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Tsipelina hafa | 13 mandotra |
Anaram-biby |
|
Fivaditsoratra | 15 andritam, atandrim, manditra, mandrita, matindra, tandraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |