Teny iditra | 1 mandoro |
Fototeny | 2 doro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to burn |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] brûler |
Ohatra |
7 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470] 8 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 mandotra, mandrehitra, mampirehitra, manatsolo, manatsetsaka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mandoro io |
Fivaditsoratra | 16 mandoro, mondrao, narodom, nodoram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |