|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mandoro

Ohabolana 1Any an' ala no mandoro tavy, ka Imerina no manjavona antoandro (hariva). [2.558 #311]

Ohabolana 2Antsontsany hoatry ny fihinanana fadin-kena : hanina mafana, mandoro ; hanina mangatsiaka, miraikitra amin' ny lanilany. [2.415 #5644]
Antsontsany ohatra ny fihinana fadin-kena : hanina mafana, mandoro; haninahanina mangatsiaka, miraikitra amy ny lanilany. [2.653]
Antsontsany ohatra ny fihinanana fadin-kena : hanina mahamay mandoro, hanina mangatsiaka, miraikitra an-danilany. [2.558 #292]
Dikanteny frantsayChercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [2.415]
Fanazavana frantsayIl faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [2.415 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [2.415 #5644]

Ohabolana 3Lolofotsy angaha no hitono tena? [2.558 #131]
Lolo fotsy mandoro tena, ka main' ny nahim-pony. [2.415 #6288]
Lolofotsy mandoro tena: main’ ny nahim-pony. [2.653]
Lolo fotsy mitono tena, ka matin' ny nahim-pony. [2.165 #1705, 2.415 #6288]
Lolofotsy mitono tena: main’ ny nahim-pony. [2.974 #266, 2.653]
Lolofotsy nandoro tena, ka matin' ny nahim-pony. [2.558]
Lolofotsy nitono tena, ka matin' ny nahim-pony. [2.558]
Mitono tena tahaky ny lolo. [2.415]
Mitono tena toa lolofotsy. [2.558 #2481, 2.653 #1887, 2.415, 1.1]
Fanazavana malagasyMankaha-doza, manao vy very ny aina. [1.1]
Dikanteny frantsayComme le papillon blanc qui s’est jeté dans la flamme : il ne périt que par sa propre faute. [2.974 #266]
Papillon qui se brûle à la chandelle : il s' est exposé de lui-même au fèu et à la mort, en s' approchant de la flamme. [2.415 #6288]
Se brûler soi-même, comme le papillon qui se brûle les ailes. [2.415 #4247]
Un papillon blanc qui se brûle (à la chandelle) meurt ainsi par sa propre volonté. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe s' applique à tout mal qu' on a voulu et cherché. [2.165]
Qui aime le danger y périra. [2.415 #6311]
Se disait des gens qui s'exposent à l' amende ou à la mort, pour satisfaire leurs désirs. [2.415 #4247]

Ohabolana 4Raha indray mandeha no misambo-bary ka tsy mahazo, aza mandoro ny fatambary. [2.165 #966]
Raha indray mandeha no misambo-bary tsy mahazo, aza dorana ny fatambary. [2.558 #230]
Dikanteny frantsayPour une fois que vous désirez emprunter du riz et qu' on ne vous en donne pas, n' allez pas brûler la petite corbeille. [2.165]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas se décourager trop vite! [2.165]

Ohabolana 5Tafintohina mandon-tavy, ka merika ny andro. [2.165 #76, 2.415 #3141, 2.653 #2952]
Tafintohina mandoro tavy, ka merika ny andro. [2.558 #3966]
Dikanteny frantsayEn heurtant un pot du pied, vous amènerez la bruine (ancienne croyance). [2.165 #76]
Si vous vous heurtez contre une marmite en terre, le jour sera brumeux. [2.415 #3141]
Fanazavana frantsayCroyance populaire. [2.415 #3141]

Fizahan-teny