|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandova
Fototeny  2  lova
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahazo harena na fananana navelan' ny ray amandreny: Nandova be io tovolahy io saingy nolanilaniny foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to inherit
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] hériter; hériter de
Ohatra  7  Izay mampidi-doza amin'ny ankohonany dia mandova ny rivotra; [2.996]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)12  mandovà
Fototeny  13  lova
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandova [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]

Teny iditra (3/3)16  mandova
Fototeny  17  lo
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandò [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  andovam, mandavo, mandovà, mandova

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20