Teny iditra (1/2) | 1 mandra- |
Fototeny | 2 andraka |
Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe mandraka |
Ohatra |
4 mandra-pihaona ange? [2.499] 5 mandra-pialan' ny faty tao an-trano. [2.472] 6 mandra-pahafatiny dia Malagasy no namany. [2.649] 7 nifampitsiky sy nifanara-maso mandra-pidify izahay. [2.5] |
Teny iditra (2/2) | 8 mandra |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taimoro]
tsotra, maotina 11 [1.78] [Tanosy] maotina |
Fivaditsoratra | 12 mandra, mandra- |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |