Teny iditra | 1 mandrakariva |
Singan-teny | 2 mandraka, hariva |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy tapaka: Mando mandrakariva ny trano tsy mivoha varavarankely |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] always |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] toujours, continuellement 7 [1.8, 1.5] toujours |
Ohatra |
8 Ary nandeha nihaza, hono, izy roa lahy ka nahazo hiany mandrakariva. [2.293] |
Voambolana |
9 Fotoana |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mandrakariva io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |