|
|
|
|

Teny iditra1  mandrakizay alaovalo
Singan-teny  2  mandrakizay, alaovalo
Sokajin-teny  3  tambinteny
Fanazavàna teny frantsay  4  éternellement [1.3#431]
Ohatra  5  Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy [2.59#18]
Tovy hevitra  6  mandrakizay antaranoana, mandrakizay doria
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16