Teny iditra | 1 mandrakizay antaranoana |
Singan-teny | 2 mandrakizay, antaranoana |
Sokajin-teny | 3 tambinteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 éternellement [1.3] |
Ohatra |
5 fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao [2.285#157] |
Tovy hevitra | 6 mandrakizay alaovalo, mandrakizay doria |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |