Teny iditra | 1 mandre |
Fototeny | 2 re |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilantsofina, mampandrysofina, mihainovilana, mitainoilany, tailampandrenesana Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsintadiny, mamonosofina, manarysioka, manaohenoyizanyryhazondamosiko, mafysofina, mafytadiny, lalodalovana, dontosofina, domelina, karenina, marenina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] entendre, apprendre, sentir 7 [1.8] entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat |
Ohatra |
8 Tsy mandre mihitsy anie aho e! [2.117#] 9 Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#] 10 Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#] |
Voambolana |
11 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 16 mahare |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny mandre io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |