Teny iditra mangaroka (haroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara
Mitovy hevitra: mamantatra ~ misafary ~ misaroro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangaroka
Ny lasa : nangaroka
Ny hoavy : hangaroka
Filaza mandidy : mangarofa, mangaroha
Tovy hevitra miharoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20