|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mangovitra
Fototeny  2  hovitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika
Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to shiver, to shake
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] avoir des frissons, trembler
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihena velona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mangovitra io

Teny iditra (2/2)13  mangovitra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18  mangovitra, mavingotra, mivongatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02