|
|
|
|

Teny iditra1  manome tsiny
Singan-teny  2  manome, tsiny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] manome adidy, manameloka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to blame
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] blâmer, reprocher, censurer
Mpanahaka  7  maniny, manenitra, be tenitra, be nenitra, manome adidy, mikizaka, manakiana, manome fondro, mampitondra loza, mampiraingi-keloka, manome soketa, manatsikera, manebaka, mameta, mampangidy hoditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07