Teny iditra marèna (marina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra marina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mipetraha tsara [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Sois juste [1.20]
Ohatra 
1Dia marena tokantrano, anaka. [2.346]
2Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "Marena an-tokantrano! [2.436]
Kamban-teny 

Teny iditra mareña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] ampitso [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/20