|
|
|
|

Teny iditra1  mari-boninahitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] décoration, distinction honorifique
Ohatra  4  [1.519#] Hita koa izany eo amin' ny miaramila izay misy galona ambaratongany avy ka ny mariboninahitra ambany tsy afaka hibaiko ny mari-boninahitra ambony.
Singan-teny  5  marika, vony, ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07