|
|
|
|

Teny iditra1  mari-boninahitra
Singan-teny  2  marika, vony, ahitra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] décoration, distinction honorifique
Ohatra  5  Hita koa izany eo amin' ny miaramila izay misy galona ambaratongany avy ka ny mariboninahitra ambany tsy afaka hibaiko ny mari-boninahitra ambony. [1.519#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07