Teny iditra | 1 maro |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] many |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] beaucoup, nombreux |
Ohatra |
6 ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324] 7 Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 14 betsaka |
Tohi-kevitra | 15 vitsy |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 110 Ohabolana misy io teny maro io |
Fivaditsoratra | 111 arom, maro, mora, oram, ramo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |