Teny iditra |
maromita
|
Singan-teny | maro ; mita |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay marmite], mpiasa an-trano, mpahandro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [maro-mita: many passing or crossing to and fro] native coolies
or bearers of burden [2.484]
|
| A servant; a bearer of a burden [a corruption of the French
marmiton, a scullion] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Domestique. [1.19]
|
Fanazavàna teny anglisy | [French marmiton], a laborer servant [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [français marmiton], travailleur, domestique [1.8]
|
Ohatra |
1 | ary ny maromita efa mihahendry noho ny teo aloha.
[2.59]
|
2 | ka raha tsy naroson' ny maromita ny sakafo, dia tsy nikombona ny vavan' izy roa, ary tsy niato ny hira niredona teo.
[1.395]
|
|
Fanamarihana | Tsy "marmiton" na mpahandro na mpiasa an-trano ny maromita, fa mpitakona izy ireo.
|
|