|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marotsaka
Fototeny  2  rotsaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  droit, svelte, beau, élégant [1.3#551]
Ohatra  5  Nanjary lava marotsaka sy mitezotezo izay I Lidy. [2.470#]
6  ka ny iray lava marotsaka ny rambony, ary ny iray kosa be hofaka. [2.69#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  marotsaka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  (de maro : beaucoup et tsaka : bruit de cognée du bûcheron, il faut beaucoup de coups pour abattre un tel arbre). Breonia sp. (Rubiaceae). Arbre de grande taille. Beau bois classé 2e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical. L'attribution au genre breonia est de Capuron. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  12  maka trosa, marotsaka, matsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20