Teny iditra | 1 maso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary 4 Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika 5 Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 the eye [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 l'oeil [1.8] 8 oeil [1.13] 9 oeil [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Ohatra |
10 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4] 11 Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324] 12 Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [2.471] 13 Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472] |
Voambolana |
14 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran' olona |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 73 Ohabolana misy io teny maso io |
Lahatsoratra |
74 Randzavola: maso ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 75 maso, mosa, soma, soma~ |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30 |