|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  matoa
Singan-teny  2  ma, toa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] aîné
Voambolana  6  Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  matoa
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny matoa io

Fivaditsoratra  14  aatom, amato, amota, ataom, atôma, maota, matoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21