Teny iditra | 1 matotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tomady, matanjaka 4 Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 stout, muscular, powerful [1.2#435] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 robuste [1.3#438, 1.5#208] 7 musculeux [1.3#438] 8 mûr [1.5#208] |
Ohatra |
9 Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#] 10 Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11] 11 Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |