Teny iditra (1/3) | 1 mavesatra |
Fototeny | 2 vesatra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany manelonelo: Mavesatra ny andohako Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] heavy |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] lourd, pesant 7 [1.3] lourdement chargé |
Ohatra |
8 Tsotra sy mavesatra anefa ny teniny: [2.470] 9 Izahay mpamory fotsiny ihany, ary mpanainga mavesatra. [2.298] 10 Endrika mavesatra anefa no namalian' i Donga izany fandraisana azy izany. [2.472] 11 Nandritra ny taona maro, nihevitra izy ho hany irery vavolombelon' io tsiambarambara mavesatra io. [2.576] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 16 mitondra rano, mazefatra, mitsinaka, mazefatra, mafonja, madonda, manònja, maonjana, tsy zakan' olo-mahia, mitambesatra, mitambaby |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mavesatra io |
Teny iditra (2/3) | 19 mavesatra |
Fototeny | 20 vesatra |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3] enceinte |
Teny iditra (3/3) | 24 mavesatra |
Fototeny | 25 vesatra |
Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana |
Fanazavàna teny frantsay |
28 [1.3] pénible, intolérable, cuisant de grand prix, de grande valeur |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |