|
|
|
|

Teny iditra1  Melaky
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga
Ohatra  4  Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky. [4.27]
Voambolana  5  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  28  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 
29  30 

Fivaditsoratra  31  kalemy, kilema, lemaky, Melaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21