Teny iditra (1/2) | 1 menakely |
Singan-teny | 2 mena, kely |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.431#14] fief seigneurial 6 [1.11] terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...] |
Ohatra |
7 Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79] 8 Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408] |
Tovy hevitra | 9 vodivona |
Mpanahaka | 10 menabe |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 menakely |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina |
Ohatra |
15 Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131] 16 Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101] |
Voambolana |
17 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 kelimena, menakely |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |