Teny iditra miadaladala (adaladala (adala))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana
Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be simple, unwise, or silly. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miadaladala
Ny lasa : niadaladala
Ny hoavy : hiadaladala
Filaza mandidy : miadaladalà
Tovy hevitra miadala

Teny iditra miadaladalà (adaladala (adala))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadaladala [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20