Teny iditra mianakavy (anaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay ceux qui composent la famille, la parenté [Abinal 1888]
 toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mpianakavy
Ohatra 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [Andraina: I Vola, takila 88]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 7]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [Rabary: Daty, takila 145]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/26