Teny iditra | 1 miantso |
Fototeny | 2 antso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manisy anarana: Ikoto no niantsoana azy fony kely 5 Mamory olona mba hanatrika na ho tonga amin' ny..., manaika, manainga: Niantso ny fokonolona ny lehiben' ny tanàna fa nisy zava-dehibe nodinihina 6 Manonona tsirairay: Raha efa izany, dia niantso ny anaran' ny miaramila tsirairay ny kapiteny 7 Maka, manao izay hahatongavana: Moa ve efa nisy niantso ny dokotera? 8 Milaza, mamoaka ampahibemaso: Hiantso kabary, hono ny filohan' ny Nosy amin' ny volana mey 9 Mangataka, mitalaho: Miantso ny anaran' ny Tompo 10 Manendry, mifidy: Niantso an-dRanona ho lehiben' ny raharaham-bahiny ny filohan' ny governemanta 11 Manome na mametraka adidy, mandidy, mandodona: Miantso anao ny tanindrazana ka mahereza fo! [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 to call, to summon, to invoke. Manantso is used in the provinces for this. [1.2] 13 to call; to summon; to call out [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 appeler; convoquer; proclamer; crier fort [1.8] 15 appeler, convoquer, publier, proclamer, invoquer: Miantso olona (Appeler quelqu'un) ~ Miantso ny vahoaka (Convoquer le peuple) ~ Miantso kabary (Proclamer une assemblée générale) ~ Maintso an' Andriamanitra (Invoquer Dieu) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny miantso io |
Fivaditsoratra | 22 miantso, mitsano, santimo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |