Teny iditra | 1 midonana-poana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [2.472] Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. 4 [2.996] Iraho izy hiasa, mba tsy hipetraka midonana-poana; |
Singan-teny | 5 midonanaka, foana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |