|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  midongy
Fototeny  2  dongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitokona tsy mety manao na tsy mety mandeha: Nidongy tsy nety nihinan-kanina Ikoto
Manao an-ditra, maka an-keriny: Nidongy ny kilalaon-janako i Bozy kely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to sulk, to pout
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#115, 1.8, 1.5#95] bouder
7  [1.3#115] être morose, être rechigné, s'entêter
8  [1.8] s'obstiner
9  [1.3#115, 1.5#95] faire la moue
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mihenahena, mihena velona, mimolotra, mampitovy molotra, mizihitra, mitokozihitra, mikiribiby, main-kazo, migin-kazo, mikim-bato, miziriziry, mamatovato, mizihizihy, mamokehana, mandongilongy, mangenahena, mamahana, mitokona
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny midongy io

Teny iditra (2/3)19  MIdongy
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.11#250] Midongy de l'ouest, localité située dans la sous-préfecture d’Ambatofinandrahana, province de Fianarantsoa, presque à la frontière de cette province et de la province de Tuléar. Ce village est resté célèbre dans l'histoire par le fait remarquable dont il fut le théâtre lors de l’expédition du Menabe par Radama 1er en 1821 avec une armée de 14.000 hommes. Les Sakalava furent cernés par les Hova dans la ville de Midongy juchée sur une grand rocher. Après plusieurs semaines de résistance, ce fut la reddition, mais un grand nombre de Sakalava préférèrent se précipiter du haut du rocher plutôt que de tomber entre les mains des Hova
Ohatra  22  Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy. [2.508#]
Voambolana  23  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)24  MIdongy
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.11#251] Midongy du sud, à 591 km. au S.-E. du ch.-l. de province (Fianarantsoa), préfecture de Farafangana, sur la rivière Itomampy, affluent de la Mananara, 821 il. — Admin. La sous-préfect., d’une superficie de 5.509 km2, a 6 cantons: Midongy du Sud, Andranolalina, Lavaratsy, Betotaka, Marovitsika, Ranotsara Sud, et compte 33.145 h. Production agricole : riz, patates, manioc, maïs, arachides, haricots et café. — Elevage: boeufs, porcs, moutons. Intérêt géographique : la sous-préfecture est traversée à Andranolalina par le tropique du Capricorne
Ohatra  27  Tazanay, farany, tany Midongy Atsimo. [2.270#]
28  Tany Andapa ny lohan' izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony. [2.472#]
29  Nandalo tany amoron'Itomampy tany akaikin'i Midongy Atsimo izy, nandalo tany akaikin'Ivohibe, nihazo an'i Horombe sy Isalo. [2.508#]
Voambolana  30  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  31  idongim, midingo, MIdongy, midongy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08