Teny iditra mifon-jato mifona arivo
Singan-teny mifona ; zato ; arivo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mifona be dia be, mibaboka mafy mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To supplicate very earnestly or humbly; lit. to supplicate a hundred-fold, a thousand-fold [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03