Teny iditra (1/3) | 1 mifona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mibaboka, mangataka famelan-keloka, mivalo: Mifona amin' ny ratsy nataoko aho, Andriamanitra Mitalaho, mihanta, milela-paladia: Mifona aminareo re aho, tompoko, tongava haingana fa marary mafy i Neny. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to beg pardon, to entreat, to solicit, to supplicate, to intercede. See valo, tsotra, bebaka. 5 [1.7] to beg pardon; to entreat, to beg |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] demander pardon; supplier |
Fototeny | 7 fona |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mivalo, mitsotra, mibaboka, manenina, mibebaka, mibabaka, miaiky, milefitra, miandavo, miretaka |
Mpanahaka | 13 mandadytongotraamantanana, mangatakaranomandry, mangatapamelana, milelapaladia, mitolobatana, milavolefona, mivalotongotraamantanana, midabokaohatranyamalomaty, mihoronaohatranytapenaka |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 15 mifonà |
Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifona [Fitanisana] |
Fototeny | 17 fona |
Teny iditra (3/3) | 18 mifona |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe mifo-nify: afaka ny nify voalohany ka misolo hafa haharitra |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] To fall out, as the milk teeth. |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3#183] Se dit des premières dents qui tombent |
Fototeny | 23 fona |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 27 afonim, famony, finoma, foinam, ifonam, mañofy, manofy, mifona, mifonà, nafoim, namofy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13 |
![]() |