Teny iditra | 1 mihaingo |
Fototeny | 2 haingo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2] 6 to adorn oneself [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 s'orner; être paré [1.8] |
Ohatra |
8 Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 1.1=Manamy=mianjaika=miangolavaitra=mihamitra=mihaminkamina=mihetsiketsika=mipitsopitsoka=mijihina=miramarama=miramadramatra=miraratra=mipopopopo=miravaka=mirebaka=mirenty |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |