Teny iditra | mihamoka (hamoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tony, bonaika, tsy miraika, tsy rototra, mipetrapetraka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être calme [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mahakomy, mihamoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |